Ny 24 Aprily 2024, ny Antoko RCR (Rassemblement de Citoyens Responsables) dia nankalaza ny lanonana fanolorana ny “Vatsimpianarana RCR”. Ity hetsika lehibe ity dia porofo iray hafa amin’ny fahavononan’ny antoko hanohy ny fanohanana ny fanabeazana eny amin’ny ambaratonga ambony, eto amin’ny firenena.
Ireto ny filazana hoan’ny mpanao gazety (Communiqué de presse)
Eto ambany eto ny sary rehetra