Mankasitraka anareo tompoko mitsinjo ny zanaka Malagasy
Marina ny voalazanareo, tsy mbola hay zay ho avy fa tena maniry anareo hitantana ny firenena…
Tena hitanareo ilay marary amin’ilay firenena , ary mbola hitanareo ihany koa ny fanafodiny.
Tsy milavo lefona isika amin’ny hahatongavana amin’ny tena fanovàna.
Mendri-pideràna ary ohatra ho an’ny rehetra izao ataon’ny RCR izao.
Izao no tena taratry ilay fampandrosoana.
Izao no manaporofo fa ny finiavana no zava-dehibe indrindra rehefa te hanao zavatra.
Tiako be ilay toe tsaina hoe na tsy eo amin’ny fitondrana aza dia miezaka mampandroso foana.
Ny fahamarinana hatrany no oentintsika hanavotra an’i Madagasikara.
Soa fa mbola misy ny olona toa anareo eto amin’ity firenena ity