Raha mbola misy iharan'ny tsy RARINY nefa azo atao ihany ny mba hananany ny anjarany, dia ezaka iombonana ny handrindrana ny FIARAHAMONINA. Mba ho Madagasikara maha te honina. Ilaina ve ny mampahatsiahy fa TOLONA ny anao sy ahy? Ka tsy hitsahatra ny hitaky fanovàn-drafitra na ho mora na ho sarotra. Fa mialohan'ny hikimpiako dia izay no faniriako. - Laza Razafiarison

Ny antoko RCR/T.OLO.N.A

Ny antoko RCR/T.OLO.N.A, niorina tamin'ny 2014, dia mikendry ny hanova ny rafitra malagasy amin'ny alalan'ny hetsika sosialy sy ny fampiroboroboana ny andraikitry ny olom-pirenena. Manomana fiofanana manokana momba ny fanovana rafitra eto amin'ny tany malagasy.

Maniry hanaraka

Vaovao

Koa satria efa laharana voalohany eran-tany isika amin’ny lafin-javatra maro; Ahoana no hatao mba itazomana izany laharana izany fa ara [...]

Marobe ireo tanora tafiditra eo amin’ny sehatry ny asam-panjakana no mba nieritreritra hitondra fanovàna, tonga ara-potoana, tsy mandra [...]

Mila mangataka amin’ny ray aman-dreny ve ny ankizy hoe aiza ny vary sy ny laoka fa efa 6 andro izahay no tsy nihinana? Mila ampahatsiahivina [...]

Vaovao rehetra